|
|
|
|

Teny iditra1  tangontsotrobe
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaran-karatra filalaovana misy sarina fo lehibe mainty
Voambolana  4  Kilalao
Singan-teny  5  tango, sotrobe
Tovy hevitra  6  fonombimainty
Mpanahaka  7  joro, lalitra, samamena, karatra
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12