Teny iditra tangozana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tahony kely mihazona ny voankazo [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra tangozana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Osa, malemilemy tsy afa-mandeha
Mitovy hevitra: mihozangozana ~ mitsingozangozana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy see hazona, sakana, sampona, tango [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra tangozana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy mitovy amin' ny tangazona [Rajemisa 1985]

2014/09/02