Teny iditra | 1 tanika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fampangotrahana, fandrahoana, fampiempoana, fampandevonan-ko etona, fanenjehana sy fizohina tsy an-kijanona: Ataovy maty tanika ny laoka fa mafy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 acton de faire bouillir, de faire cuire, de faire évaporer, d'exposer au soleil 5 action de poursuivre quelqu'un sans relâche [1.3] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 antika, takina, tanika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/05 |