Teny iditra | tanik' orana (tanika, orana) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | andro migaingaina toa manempotra manambara orana ho avy [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | temps lourd, suffocant qui précède l'orage [Abinal 1888] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |