Teny iditra | 1 taninketsa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tany amafazana ny vary ambolena, izay mbola hafindra amin' ny tena atao hoe tanimbary |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the seedbed where young rice plants are grown |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3][tanin-ketsa] terrain où l'on sème le riz 6 [1.8] petite rizière où l'on cultive les plants de riz 7 [1.13] pépinière 8 [1.196][tanin-ketsa] La pépinière |
Ohatra |
9 [2.445#] Atondraka eny an-tsisin' ny taninketsa ny rano. 10 [2.48] dia tongava taninketsa ny Betsileo erantanierandanitra i Merinalavasofina! 11 [2.356#] Hermann, fa na hivarotana taninketsa aza, tsy maintsy mandroso ny sekolintsikai. |
Voambolana |
12 Toe-karena: fambolena |
Singan-teny | 13 tany, ketsa |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny taninketsa io |
Fivaditsoratra | 15 entantsika, taninketsa, tenantsika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |