Teny iditra tantano (tantana (tana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao tantanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra 
1Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana [Rajemisa 1985]
2Mitondra eto ny Lango, mirary ny Vonivao izahay, ka mba tantano ho tsara e. [Ndemahasoa: Antakay, takila 85]

Teny iditra tantano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (nom mentionné par Malzac comme l'une des nombreuses déformations de tatamo). Nymphaea stellata Willd. (Nymphaeaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Nymphaea stellata

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31