|
|
|
|

Teny iditra1  tantavana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitaovana misy loadoaka ampandalovana rano miharo ventin-javatra na loto, ka mandeha ny ranony fa mijanona kosa ny ventiny na ny loto; sivana
4  [1.13] fitaovana tantera-drano anasarahana ny ranoka sy ny faikany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] filtre, filtrant
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Mpanahaka  11  sivana

Fivaditsoratra  12  atantavan, natantava, tantavana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31