Teny iditra tantely amam-bahona (tantely, amana, vahona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny soa sy ny ratsy izay indraindray hita mifanila toerana eto amin' ny fiainana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/09