|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tantsaha
Fototeny  2  saha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a countryman, a farmer
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] paysan
Ohatra  6  Olom-boaozona ve isika tantsaha itony e. [2.470]
7  fa hianareo tantsaha no sakaiza ny Manisotra. [2.48]
8  Ny fivoaran’ny tantsaha dia miadana mandrakariva. [4.27]
Voambolana  9  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)
Lohateny  10  Tantsaha (Rakotonandrasana Louis de Gonzague)

Teny iditra (2/2)11  Tantsaha
Singan-teny  12  tantsaha
Sokajin-teny  13  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  14  Rakotonandrasana Louis de Gonzague
Mpanonta printy  15  Edition Tsipika, 2000
Sary 
16  17 
Sombiny 
18 82Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin'ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony.
19 160Nony ela ny ela ka mamerimberina ny fivavahana toy izany, mandritra ny fotoana maharitra, ity Komoriana noraisiny tamin' izay ilay lovia bakoly misoratsoratra (sorabe) ary nosasany tamin' ny ranon-javatra iray tsy lavitra azy teo;
20 167Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny.

Fivaditsoratra  21  tantsaha, Tantsaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16