|
|
|
|

Teny iditra1  tany mena
Singan-teny  2  tany, mena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tany menamena volo noho ny vy be ao aminy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] terre rouge
6  [1.13] Sol latéritique, latérite
Ohatra  7  Tsy hihosim-potaka amin' ny tany mena sy ny tany dilatra [2.470#144]
8  Ny hita matetika anefa dia trandraka an-tany mena ireto mpiavy [2.445#16]
Voambolana  9  Haibolantany
Tsipelina hafa  10  tanimena
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny tany mena io

Fivaditsoratra  12  antenaim, ientanam, maintane, mananety, mañetiña, metanina, mientana, mientàna, nametany, tamenany, tanimena, tany mena

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08