Teny iditra (1/2) | 1 taola- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe taolana |
Ohatra |
3 Ankosotra ivelany manafina ny taola-maimbon' ny fasana. [2.5] 4 Kibobo an-tsaha tsipoy an-tanána aza mifefe ranomaso ety alatranonay fandrao tsipazako ny taola-mahagaga ka sady gaga no talanzona [2.131] |
Teny iditra (2/2) | 5 taola |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.68] [Vezo]
Arête, noyau, os, squelette - > fatike, fo, kakapo, sisike, vihy. Be taola, osseux |
Fivaditsoratra | 8 atalo, atola, taola, taola- |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |