Teny iditra | 1 taolan-damosina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 taolana, lamosina |
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] l'épine dorsale, depuis les reins jusqu'au cou. 7 [1.5] l'épine dorsale. |
Ohatra |
8 [2.424#162] Mety tery ny hoza-tatitra avy eo amin'ny lamosina ateraky ny hernie discale (asiana ondana eo anelanelan'ny taolan-damosina)
|
Voambolana | 9 Haiaina |
Mpanahaka | 10 hazondamosina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |