Teny iditra | 1 taona itsỳ |
Singan-teny | 2 taona, itsy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tamin' ny taona farany tao |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#681] l'année dernière |
Ohatra |
6 Tamin' ity aza mba azoazo, fa tsy tahaka ny tamin' ny taon' itsy [2.5#8] |
Voambolana |
7 Fotoana |
Tovy hevitra | 8 taon-dasa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |