Teny iditra | 1 taon-dasa tsy tsaroana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny hatsiaka mamirifiry izay toa tafahoatra noho ny tamin' ny taon-dasa |
Singan-teny | 4 taona, lasa, tsy, tsaroana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |