Teny iditra | taoniry > taona irỳ (taona, irỳ) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | tamin' ny taona talohan' ny farany tao. (Ohatra, raha taona 1974 taona ito, ny taona 1975 dia atao hoe: taona any na taona ambony na raha avy taona; ny 1973 kosa taon-dasa na taona itsỳ, ary 1972 taona irỳ) [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | [ taon' irỳ ] l'année avant-dernière [Abinal 1888] | |
Voambolana | Fotoana | |
![]() |