Teny iditra | taozavatra (tao, zavatra) | ||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||
Famaritana malagasy | Fanamboarana ny zavatra vita-Nanahary ho zavatra azon' ny olombelona hanina na ampiasaina amin' izay mahasoa azy: Ny taozavatra no ananana izay mahasoa: sakafo, fitafiana, trano [Rajemisa 1985] | ||||||||||
fanamboarana ny akora voajanahary hajary zavatra azo hanina na ho fitaovana ampiasaina amin' ny fiainana andavanandro: Iray amin' ireo fanoitran' ny fampandrosoana ny taozavatra [Akademia 2005] | |||||||||||
Fandikana frantsay | artisanat, petite entreprise [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995] | ||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny taozavatra io | ||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |