|
|
|
|

Teny iditra1  tapa-kazo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.196] (de tapaka : coupé ; et hazo : bois). Nom (souvent péjoratif) donné aux bois et écorces vendus comme drogues sur les marchés.
Ohatra  4  [2.528] Inona koa no loza ho azo avy amin' izay tapakazo sy fasika?
5  [2.445] Ndeha indray àry, raondriana, tapaho iroa tapakazo lehibe iroa.
6  [2.470] Tsy afa-kohaka ny iray amin' izy ireo, ka na dia efa notoroan' ny mpahalala tambavy sy tapakazo izao sy izao aza dia io mbola mitrosontrosona tsemboka mila hiala aina io.
Voambolana  7  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29