Teny iditra | 1 tapa-bolana |
Singan-teny | 2 tapaka, volana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 two weeks [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 quinze jours [1.8] |
Ohatra |
6 Ny tapa-bolana nitoerany tao dia hoatra ny volana maromaro taminy, ary efa nikasa hiverina izy [2.324] |
Voambolana |
7 Fotoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |