Teny iditra tapak' andro (tapaka, andro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana frantsay une moitié de jour, une demi-journée, une fraction quelconque du jour, un instant [Abinal 1888]
Voambolana 
Ohatra Toy izany koa ny famolavolana ny boky hifanaraka amin' ireo lanjan' ora feno sy ny lanjan' ora tapakandro. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 5]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31