Teny iditra tapa-kazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (de tapaka : coupé ; et hazo : bois). Nom (souvent péjoratif) donné aux bois et écorces vendus comme drogues sur les marchés. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra 
1Inona koa no loza ho azo avy amin' izay tapakazo sy fasika? [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, takila 31]
2Ndeha indray àry, raondriana, tapaho iroa tapakazo lehibe iroa. [FOFAFIPE: Haivola, takila 15]
3Tsy afa-kohaka ny iray amin' izy ireo, ka na dia efa notoroan' ny mpahalala tambavy sy tapakazo izao sy izao aza dia io mbola mitrosontrosona tsemboka mila hiala aina io. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 38]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31