Teny iditra | 1 tapa-kevitra |
Singan-teny | 2 tapaka, hevitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy miroaroa saina na misalasala intsony fa vonona hanaraka izay efa noheverina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] having made a decision |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qui a pris une décision 7 [1.5#144] décidé |
Ohatra |
8 Efa tapa-kevitra ny hiala ny ala izy anefa [2.117#128] 9 Efa tapakevitra ny hisaraka amiko ny vahoakako [2.996#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |