Teny iditra | 1 taria |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
resaka, teny 4 [1.1] Resaka na dinika lavareny: Aza lava taria eo ianao |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54] causerie interminable |
Ohatra |
6 Nony nafanafana ny resaka sy taria, dia izao no re hentitra sy miavaka tsara: [2.470] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 11 angano, anjabobo, anoano, arira, fasitara, habobo, haga, karijo, tantaravalamaty |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny taria io |
Fivaditsoratra | 13 atari, atrai, itara, tairà, taray, taria |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |