Teny iditra |
tatàka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Paipaika kely mitohitohy; pipika heno rehefa manantsody landy. [1.1]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
tataka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Rovitra somary lavalava, mitsifaka: Tataka ny zipony Misy banga na tatatra na loaka somary lavalava: Tataka ny fefiloha ka lasa namonjy daholo ny vatan-dehilahy Nahafahana betsaka (harena), foan-tanana, lany harena: Tataka ny haren-dRakoto ~ Tataka Rakoto [1.1]
|
| Rovitra lavalava [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A slit [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Coupe en longueur [1.8]
|
| Fente [1.13]
|
| [Sakalava-Mayotte]
Ce qui est déchiré, déchirure [1.405]
|
Ohatra | Mangina fa ny zaitrany fotsiny no tataka.
[2.117]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tataka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
Incisions ou scarifications faites à la peau et dans lesquelles on insère souvent un produit médicamenteux. Équivalent de fatitra (Merina). , ou de
tetika .
[1.196]
|
Voambolana |
|