Teny iditra (1/3) | 1 tatao |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Taimoro]
Harona hasiana ny vary voajinja |
Teny iditra (2/3) | 4 tatao |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.78] [Taisaka]
filolohavana 7 [1.1] Izay rehetra toa mandondona eo ambony Ioha, toy ilay hazo eo ambonin' ny tolana atao hoe: "tataombaravarana" Vola ambonin' izay efa raikitra: Mbola nasiana tataony indray ny hetra, ka nimenomenona ny vahoaka Vary amin-dronono tondrahan-tantely izay nololohavina kely aloha vao nohanina tamin' ny firariana amin' ny andro fandroana |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] something carried on the head; something placed on top |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.8] ce qu'on porte sur la tête; ce qu'on met dessus |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 16 tatao |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.196] (sens général : ce qui est placé au-dessus, ce qui surplombe, domine). Deinbollia macrocarpa R. Capuron (Sapindaceae). Arbre dont le bois est utilisé en construction marine. [Betsimisaraka Atsimo]
|
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 21 tatao, tatoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |