|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tatatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lakandrano kely nohadina mba handehanan' ny rano
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a furrow; a gutter, a water-channel
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#688, 1.8] rigole
6  [1.3#688] canal des rizières, sillons creusés dans les rizières pour les dessécher
7  [1.8] caniveau
8  [1.13] canal; drain
Ohatra  9  dobo hono hianao ka tsy nahafeno siny
tatatra ka tsy nahatan-driaka
horakoraka no an'ny sahona
fa ny tsiboboka ihany no tompon'ny rano
[2.131]
10  Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory! [2.470]
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny tatatra io

Teny iditra (2/3)20  tatatra
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.13] kiaka kely atao amin'ny hoditra asiana vaksiny
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.13] scarification
Voambolana  24  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)25  tatatra
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27  [1.196] (de atatra : tomber raide mort ; allusion à la toxicité bien connue des graines). Jatropha mahafalensis Jum. & H.Perrier (Euphorbiaceae). Nom malgache relevé par H. Poisson in herbier n° 712. Graines oléagineuses fournissant une huile employée pour l'éclairage ou la fabrication de savon à la mode malgache. L'espèce est spontanée aux environs de Tuléar, mais on la plante parfois aussi pour faire des clôtures à la manière du Pignon d'Inde introduit, Jatropha curcas L. Notons qu'une autre espèce de jatropha, Jatropha multifida L. a été introduite et est parfois cultivée dans les jardins des régions côtières sur le nom de « Manioc à fleurs ». Pour les usages économiques voir H. Poisson : Notice documentaire sur le betatra, Bulletin Économique de Madagascar, 20e année, nos 3-4 (1923) p. 126-129. Voir atatra. [Mahafaly]
Voambolana  28  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  30  atatatr, tatatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02