|
|
|
|

Teny iditra1  Tatsimo
Singan-teny  2  t~, atsimo
Sokajin-teny  3  anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Olona na foko avy any amin' ny faritra atsimo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the south people
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.5] les gens du sud
Ohatra  7  Tsy maintingoro io fa menarana tsotra, hoy kosa ireo tatsimo. [2.643#57]
8  Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny Tavaratra Ny Tsikoa Ny tatsimo. [2.113#21]
9  Teo aloha dia nataon' ny olona tatsimo fa ny soavaly dia songomby avy tany an-dafy; [2.69#197]
Mpanahaka  10  tandrefana, tatsinanana, tavaratra

Fivaditsoratra  11  stômaty, Tatsimo

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/03