|
|
|
|

Teny iditra1  tavan' andro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  tava, andro
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] enti-milaza ny andro anio itenenana: Aza ariana amin' ny tavan' andro ity sakaizanao, na koa hoe "ny andro iray" Tsy nahavonjy ahy ianao, hoy ny Tompo, tamin' ny tavan' andro
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] le jour présent, un certain jour: Aza ariana amin' ny tavan' andro anio aho (Ne m'abandonnez pas aujourd' hui) / Tsy nahavonjy ahy tamin' ny tavan' andro hianao

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10