|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tazo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan'aretina mampanetsetra sy miteraka fanaviana izay mampisondrotra ny hafanana ary mandreraka tsikelikely: Nandringana olona izaitratra ny tazo fahiny teto Madagasikara ~ "Injany manako ny kotrok'orana / Mandreraka sady mandazolazo / Tsapaina ny fo, ka mangorangorana / Matana kanefa tsy voan'ny tazo" (S. BEM)
Aretim-panahy noho ny fahavoazana iray lehibe nihatra tamin' ny tena: Voan' ny tazom-karena Rangahy iny
4  [1.13] fanaviana mampiakatra hafanana
5  [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] Jereo "Tazo" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 186]
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] malaria; fever in general
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] la fièvre
8  [1.8, 1.54] paludisme
9  [1.8] malaria; fièvre en général
10  [1.13] fièvre
Ohatra  11  Ny tazo dia miparitaka avy amin'ny moka. [2.424#]
Voambolana  12  Fahasalamana
Sampanteny 
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny tazo io
Teny nalaina  19  Soratra misy io teny tazo io
Lahatsoratra  20  Randzavola: tazo ao amin' ny Baiboly (=> aretina)

Teny iditra (2/2)21  tazo
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.196] (vient sans doute de la vieille racine tazo : nu ; et en état de nudité ; les femmes à qui incombait autrefois le travail des tarodières effectuaient les travaux pénibles qu'exige cette culture complètement nues. C'est une des raisons pour lesquelles les hommes ne devaient pas approcher de ces cultures de taro). Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). Plante alimentaire bien connue. L'une des plus anciennes cultures du monde, importée par les Proto-Malgaches depuis au moins deux millénaires. Tubercules et feuilles comestibles. Voir saonjo, nom aujourd'hui le plus répandu. [Betsimisaraka]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  26  tazo, zato

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02