|
|
|
|

Teny iditra1  tebaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Eso, fanaratsiana, fanakianana noho ny hasosorana na ny tsy fifankahazoana
Fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana, famotsifotsiana, faniratsirana.
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny tebaka io

Fivaditsoratra  10  betaka, tabake, tebaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21