Teny iditra | tefoka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fipoahana tsy dia mafy loatra, toy ny an' ny basy; firefotra toy ny an' ny rantsan-kazo tapaka na ny vilany vaky [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | a cracking or popping sound; the sound of a shot [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | bruit de craquèlement; bruit d'un coup de feu [Hallanger 1974] | |||
Voambolana | Feo | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |