|
|
|
|

Teny iditra1  telina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanakodiavana, fanagorodanana zavatra any an-tenda tsy tsakoina: Atao teli-moka
4  [1.1] Tiana, ankasitrahana: Tsy teliko ilay teny nataon' ny zokin' ise ahy iny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2#636, 1.7] acceptable
6  [1.2#636] relishing, pleasant
borned, endured
7  [1.7] swallowed; pleasing
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3#693] action d'avaler
9  [1.3#693] approuvé, suportable, qu'on peut supporter: Tsy teliko ny nataonao (Je ne peux pas supporter ce que vous avez fait)
10  [1.8] avalé; agréable, agréé
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny telina io

Fivaditsoratra  20  alenti, antely, atelin, elatin, lietnà, nateli, nelati, telina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21