Teny iditra (1/2) | 1 tendabe |
Singan-teny | 2 tenda, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny lalandrivotra mankamin' ny havokavoka [1.1] |
Voambolana |
5 Haiaina |
Teny iditra (2/2) | 6 tenda be |
Singan-teny | 7 tenda, be |
Sokajin-teny | 8 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
9 enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1] |
Fivaditsoratra | 10 be tenda, tenda be, tendabe, be tenda, tenda be, tendabe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26 |