Teny iditra (1/3) | 1 tendro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo: Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the tip, the top |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8, 1.13] sommet 6 [1.8] bout 7 [1.196] [Merina] La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre |
Ohatra |
8 eo amin' ny koranam-pifaliana iraisana no mifandray tendro izany. [2.313#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny tendro io |
Teny iditra (2/3) | 35 tendro |
Sokajin-teny | 36 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
37 [1.1] Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna (tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o: à, ì, ò |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 42 tendro |
Sokajin-teny | 43 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
44 [1.196] [Betsileo]
Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendromboatelo (Dubois). |
Voambolana |
45 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 46 ndreto, tendro |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |