Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tendro | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza manao volo ngita mifandray tendro. [2.558 #640, 2.165]
Manao volo ngita mifandray tendro. [2.558 #2025, 1.1] Tsy mety raha manao volo ngita mifandray tendro. [2.653 #3446] Tsy mety raha manao volo ngita mifandray tendro, homba ny ratsy. [2.558 #4626] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Entina milaza olona miray tetika hanao ratsy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme les cheveux crépus qui s' entrelacent par le haut. S' unir pour le mal. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |