Teny iditra | 1 tentenana |
Fototeny | 2 tentina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asiana loko mitsitentitentina: Notentenany lako maitso ny efitrano fandriany Tsentsenana: Tenteno savoka ity tavy ity fa mitete Ampiana, fenoina: Tsy misy madilana hotentenana ny teninao Alana baraka: Notentenany vava ratsy aoka izany aho |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be smeared with something; to be caulked |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on badigeonne, qu'on colorie; qu'on calfate |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny tentenana io |
Fivaditsoratra | 13 antenaten, entanenta, tentenana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |