Fizahan-teny

Ohabolana : tentenana

Ohabolana 1Ataovy fitia landihazo: ka ny madilana tentenana, ary ny maito tohizana. [2.165 #195]
Ataovy fitia landihazo : ny madilana tentenana, ny maito tohizana. [2.415 #5065, 2.653 #306]
Fitia landihazo : ny madilana tentenana, ny maito tohizana. [2.974 #7]
Dikanteny frantsayComme le coton : les endroits jninces se doublent, les fils coupés se rattachent. [2.974 #7]
Dans vos affections faites comme pour le coton : les fils trop minces, on les renforce ; les fils rompus, on les unit. [2.415 #5065]
Traitez vos amis comme on traite un fil de coton: s' il est trop mince, on y ajoute, et s' il se casse, on rattache les deux bouts. [2.165 #195]

Ohabolana 2Nanambo-tentena ta-Mahajiriana : ny tentena lasa, ny mpanambotra tsy hita. [1.147 #N2]

Ohabolana 3Tentena nambenan’ ankoma : raha bitika be raha miambina. [1.147 #T61]
Tentèña ambenan' akoma: raha bitika be raha miambina. [2.165]
Fanazavana malagasyTsintsina ambenan' akôma: zavatra kely ambenan' ny lehibe. [2.165]

Ohabolana 4Tentena nangatody amoron-dalana : tsy novonoin’ olona fa namono tena. [1.147 #T66]

Fizahan-teny