Teny iditra teny imaso tsy mba kilema
Singan-teny teny ; imaso ; tsy ; mba ; kilema
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza hevitra aseho am-pahatsorana na dia tsy hahafaly ilay ilazana azy aza, sao manjary fanaratsiana na fifosana raha any amin' ny takona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08