Teny iditra | 1 teny imaso tsy mba kilema |
Singan-teny | 2 teny, imaso, tsy, mba, kilema |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza hevitra aseho am-pahatsorana na dia tsy hahafaly ilay ilazana azy aza, sao manjary fanaratsiana na fifosana raha any amin' ny takona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |