|
|
|
|

Teny iditra1  tera-mena
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mivoara mena ny tarehy noho ny hatezerana [1.1]
Ohatra  4  Maharenina Inenibe, hoy i Voàhirana, sady teramena ny tarehiny [2.895#]
5  ary efa nitafoaka ny vorom-bavan' ilay lambo, sady efa teramena ny masony. [2.69#]
Singan-teny  6  teraka, mena

Fivaditsoratra  7  temerana, tera-mena

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/13