Teny iditra | 1 terena |
Fototeny | 2 tery |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy Atosika sady poretina: Mihisakisaha fa terenareo aho Asaina manao tsy aralia ny sitrapo; vozonana; anaovana an-terisetra: Noterena mihitsy izy vao niaiky ny hadisoany (tohatr' omby) Potserina, fihinina mba hivoahan' ny ronono: Noteren' Isambilo ilay ombivavin-dry zareo atsy avaratra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] forcé |
Ohatra |
6 Ny fiheverako ny fanambadiana terena ataon'ny olona amiko koa no nahareraka ahy, ka nahatongavako tany Antsirabe; [2.324] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny terena io |
Fivaditsoratra | 14 anetre, etrena, terena |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |