Teny iditra tevehina (tevika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Loahana: Notevehin' ny mpampivelona ny sofin' ny zafikeliko vavy
¶ Tanana (amin' ny paingotra): Teveho paingotra ity taratasy ity [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qu'on perce, qu'on fait tenir avec une épingle, à quoi on donne quelque points [Abinal 1888]
Endriteny 
tevehina
tevehiko
tevehinao
tevehiny
tevehintsika
tevehinay
tevehinareo
tevehin'
tevehin-
tevehim-
tevehi-
notevehina
notevehiko
notevehinao
notevehiny
notevehintsika
notevehinay
notevehinareo
notevehin'
notevehin-
notevehim-
notevehi-
hotevehina
hotevehiko
hotevehinao
hotevehiny
hotevehintsika
hotevehinay
hotevehinareo
hotevehin'
hotevehin-
hotevehim-
hotevehi-
teveho

2012/03/01