Teny iditra | 1 teveho |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tevehina [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.1] teveho paingotra ity taratasy ity 4 [2.996] dia alaovy ny haolo ka teveho eo amin'ny varavarana ny sofiny, dia ho mpanomponao mandrakizay izy. |
Fototeny | 5 tevika |
Fivaditsoratra | 6 hoteve, teveho |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |