Teny iditra (1/2) | 1 tevy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanapahana sy fandorana hazo eny an' ala mba hiasana ny tany nialany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 (surtout Sud-Est). Défrichement de la forêt ; culture sur brûlis ; comme tavy [1.196] |
Ohatra |
5 Fa ny somary nanahirankirana anay kely angaha tamin'ny tevy ala dia ny biby. [2.643#56] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 tevy |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
13 Au sens figuré et dans toute l'île, ce mot a pris la signification de : action de dissiper follement son bien, de dilapider son capital. Ceci montre assez que les anciens Malgaches considéraient la destruction de la forêt comme une calamité. Les Malgaches modernes en ont malheureusement moins conscience. [1.196] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |