|
|
|
|

Teny iditra1  tiana
Fototeny  2  tia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra
Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho
Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny
Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana
Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  tiavina
Kamban-teny 
Lohateny  14  Aloky ny tiana (Razafimahefa Charles)
15  Ilay fasan-tsakaiza tiana (Ny Avana)
16  Ilay hohalahy tian' Andriana (Ravelomoria Wast)
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny tiana io

Fivaditsoratra  18  aitan, anaty, atain, atani, atany, itana, naita, natai, taina, tania, tiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21