Teny iditra | 1 tinabataba |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] voatabataba, tabatabaina, helingelenina amin' ny kotaba, horakoraka: Notinabatabany ny raibeny niasa |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#638] qu’on a troublé, importuné en faisant du bruit, qu'on a mis en désordre |
Fototeny | 5 tabataba |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 voatabataba |
Fivaditsoratra | 10 batabatain, itabataban, nibatabata, nitabataba, tabatabain, tinabataba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |