Teny iditra | 1 voatabataba |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#638] qu’on a troublé, importuné en faisant du bruit, qu'on a mis en désordre |
Ohatra |
5 [2.588#] ary noho ny nataony dia voavonjy sy tsy voatabataba foana ny totaliben'ny vahoaka tamin'iny tapany atsinio ambany andrefan' Ankaratra iny. |
Fototeny | 6 tabataba |
Tovy hevitra | 7 tinabataba |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |