Teny iditra | 1 tinabataba |
Fototeny | 2 tabataba |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 voatabataba, tabatabaina, helingelenina amin' ny kotaba, horakoraka: Notinabatabany ny raibeny niasa [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 qu’on a troublé, importuné en faisant du bruit, qu'on a mis en désordre [1.3#638] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 voatabataba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |