Teny iditra | 1 toe-dahy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] toetra mitovitovy amin' ny an' ny lehilahy na amin' ny fihetsika na amin' ny fomba fisaina |
Singan-teny | 4 toetra, lahy |
Fivaditsoratra | 5 haditeo, toe-dahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |