Teny iditra toe-panahy
Singan-teny toe- (toetra) ; fanahy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny fanahy, izany hoe: ny fahamendreham-piainana [1.1]
Ohatra Tokony hanondrotra hatrany ny toetsaina, ny toepanahy, ny fomba fiainana. [2.332]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21