Teny iditra | 1 toe-panahy |
Singan-teny | 2 toetra, fanahy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] toetran' ny fanahy, izany hoe: ny fahamendreham-piainana |
Ohatra |
5 [2.332#] Tokony hanondrotra hatrany ny toetsaina, ny toepanahy, ny fomba fiainana. |
Fivaditsoratra | 6 ipotehana, petahinao, toe-panahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |